18 Niverina tany amin’i Jetro rafozandahiny+ àry i Mosesy ka niteny hoe: “Mba te hiverina any amin’ireo rahalahiko any Ejipta aho, hahitako raha mbola velona ihany izy ireo na tsia.” Dia hoy i Jetro taminy: “Mandehana àry, dia mirary soa ho anao aho!”