Eksodosy 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa izao no teniko aminao: Alefaso ny zanako hanompo ahy. Fa raha mandà tsy handefa azy ianao, dia hovonoiko ny zanakao, dia ny zanakao lahimatoa.”’”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:23 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
23 Koa izao no teniko aminao: Alefaso ny zanako hanompo ahy. Fa raha mandà tsy handefa azy ianao, dia hovonoiko ny zanakao, dia ny zanakao lahimatoa.”’”+