Eksodosy 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nolazain’i Mosesy tamin’i Arona ny teny rehetra nolazain’i Jehovah, izay naniraka azy.+ Noteneniny taminy koa ny famantarana rehetra nasainy nataony.+
28 Dia nolazain’i Mosesy tamin’i Arona ny teny rehetra nolazain’i Jehovah, izay naniraka azy.+ Noteneniny taminy koa ny famantarana rehetra nasainy nataony.+