Eksodosy 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia niteny tamin’i Mosesy i Jehovah hoe: “Ankehitriny dia ho hitanao izay hataoko amin’i Farao.+ Tanana matanjaka no hanery azy handefa azy ireo, ary tanana matanjaka koa no hanery azy handroaka azy ireo hiala ao amin’ny taniny.”+
6 Dia niteny tamin’i Mosesy i Jehovah hoe: “Ankehitriny dia ho hitanao izay hataoko amin’i Farao.+ Tanana matanjaka no hanery azy handefa azy ireo, ary tanana matanjaka koa no hanery azy handroaka azy ireo hiala ao amin’ny taniny.”+