Eksodosy 29:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia alaivo ny taviny+ rehetra manarona ny tsinainy, sy ny jabora eo amin’ny atiny, ary ny voany roa sy ny taviny eo amboniny, ka dory mba hidona-tsetroka eo ambony alitara.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:13 Fandalinana,
13 Dia alaivo ny taviny+ rehetra manarona ny tsinainy, sy ny jabora eo amin’ny atiny, ary ny voany roa sy ny taviny eo amboniny, ka dory mba hidona-tsetroka eo ambony alitara.+