Eksodosy 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Avy eo dia alaivo ny ondrilahy iray. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany lahy.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:15 Fandalinana,
15 “Avy eo dia alaivo ny ondrilahy iray. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany lahy.+