26 Ary naka mofo tao amin’ny harona fasiana mofo tsy misy lalivay teo anatrehan’i Jehovah izy, dia mofo boribory iray tsy misy lalivay,+ sy mofo boribory iray misy menaka,+ ary mofo fisaka iray. Dia napetrany teo ambonin’ny tavin’ilay ondry sy ilay feny ankavanana ireo.