Levitikosy 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Taorian’izay, dia novonoiny ny omby sy ilay ondrilahy atao sorona iombonana, izay atolotra ho an’ny vahoaka. Ary nomen’ireo zanakalahin’i Arona azy ny ra, ka nafafiny teo amin’ny lafiny rehetra amin’ny alitara.+
18 Taorian’izay, dia novonoiny ny omby sy ilay ondrilahy atao sorona iombonana, izay atolotra ho an’ny vahoaka. Ary nomen’ireo zanakalahin’i Arona azy ny ra, ka nafafiny teo amin’ny lafiny rehetra amin’ny alitara.+