Nomery 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Raha mbola iny teo am-bavany iny anefa ny hena, ka mbola tsy voatsako akory, dia tezitra be tamin’ny vahoaka i Jehovah. Ary namely azy ireo i Jehovah, ka be dia be no maty.+ Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 11:33 w95 1/3 16 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:33 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1995, p. 15-16
33 Raha mbola iny teo am-bavany iny anefa ny hena, ka mbola tsy voatsako akory, dia tezitra be tamin’ny vahoaka i Jehovah. Ary namely azy ireo i Jehovah, ka be dia be no maty.+