-
Nomery 16:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Tonga dia nalain’i Arona àry ilay izy, araka ny tenin’i Mosesy, ka nihazakazaka nankeny amin’ny fiangonana izy. Dia io tokoa fa efa nanomboka namely ny vahoaka ny loza. Koa nasiany emboka manitra teo ambonin’ilay fitondrana afo, ka nandrakotra ny fahotan’ny vahoaka izy.
-