Nomery 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nomen’i Mosesy toromarika àry ny Israelita hoe: “Io ilay tany hozarainareo ho fanananareo, ka hatao antsapaka ny fizarana azy,+ araka ilay didy nomen’i Jehovah hoe homena ny foko sivy sy sasany io tany io.
13 Nomen’i Mosesy toromarika àry ny Israelita hoe: “Io ilay tany hozarainareo ho fanananareo, ka hatao antsapaka ny fizarana azy,+ araka ilay didy nomen’i Jehovah hoe homena ny foko sivy sy sasany io tany io.