Deoteronomia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka notendreko ho lehibenareo, izany hoe lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, lehiben’ny folo, ary mpifehy ny fokonareo.+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:15 w07 15/3 20 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:15 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2007, p. 20
15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka notendreko ho lehibenareo, izany hoe lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, lehiben’ny folo, ary mpifehy ny fokonareo.+