Deoteronomia 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Miakara eny an-tampon’i Pisga,+ ary mijere miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, dia jereo ilay tany, satria tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:27 Fandalinana, Boky 2,
27 Miakara eny an-tampon’i Pisga,+ ary mijere miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, dia jereo ilay tany, satria tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+