22 “Ireo didy ireo no nolazain’i Jehovah taminareo rehetra tafavory teo amin’ilay tendrombohitra, ary nilaza an’izany tamin’ny feo mafy avy tao anaty afo sy rahona ary haizim-pito+ izy. Tsy nasiany fanampiny ireo didy ireo. Dia nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ireo ka nomeny ahy.+