Deoteronomia 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia amin’izay hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny zanakareo ary ny zafinareo,+ ka hanaraka ny lalàny sy ny didiny rehetra andidiako anareo ianareo mandritra ny androm-piainanareo, mba ho ela velona.+
2 Dia amin’izay hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny zanakareo ary ny zafinareo,+ ka hanaraka ny lalàny sy ny didiny rehetra andidiako anareo ianareo mandritra ny androm-piainanareo, mba ho ela velona.+