Deoteronomia 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izay tsara sy mety eo imason’i Jehovah no ataovy mba handeha tsara ny fiainanao, ka hiditra ao amin’ilay tany tsara nianianan’i Jehovah tamin’ny razambenao ianao.+ Dia halainao ho anao izy io,
18 Izay tsara sy mety eo imason’i Jehovah no ataovy mba handeha tsara ny fiainanao, ka hiditra ao amin’ilay tany tsara nianianan’i Jehovah tamin’ny razambenao ianao.+ Dia halainao ho anao izy io,