29 Dia ho tonga eo ny Levita satria tsy mba omena anjara na lova eo aminao izy. Ho tonga eo koa ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena ao an-tanànanao, dia hihinana ka ho voky.+ Amin’izay ianao hotahin’i Jehovah Andriamanitrao amin’izay rehetra hataonao.+