16 Izany no valin’ilay nangatahinao tamin’i Jehovah Andriamanitrao tany Horeba, tamin’ilay andro nivorian’ny vahoaka.+ Hoy mantsy ianao tamin’izay: ‘Aleo izahay tsy maheno ny feon’i Jehovah Andriamanitray intsony, na mahita an’io afo lehibe io intsony, sao ho faty izahay!’+