Deoteronomia 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tokony homenao azy amin’iny andro iny ihany ny karamany,+ alohan’ny hilentehan’ny masoandro, fa sahirana izy ka iny karamany iny no antoky ny ainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao, ka ho fahotana ho anao izany.+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 24:15 w18.01 32 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:15 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),1/2018, p. 32
15 Tokony homenao azy amin’iny andro iny ihany ny karamany,+ alohan’ny hilentehan’ny masoandro, fa sahirana izy ka iny karamany iny no antoky ny ainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao, ka ho fahotana ho anao izany.+