Deoteronomia 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia akao ny voaloham-bokatra rehetra hangoninao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ataovy ao anaty harona izany, dia ento mankany amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:2 Fandalinana, Boky 1,
2 dia akao ny voaloham-bokatra rehetra hangoninao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ataovy ao anaty harona izany, dia ento mankany amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+