Deoteronomia 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,*+ dia zavatra maharikoriko an’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa tanana.* Voaozona izay manao an’izany sady manafina an’ilay izy.’ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’* Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:15 Fandalinana, Boky 1,
15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,*+ dia zavatra maharikoriko an’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa tanana.* Voaozona izay manao an’izany sady manafina an’ilay izy.’ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’*