Deoteronomia 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Voaozona izay tsy manaraka an’izay voalazan’ity Lalàna ity, izany hoe tsy mankatò ny Lalàna.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:26 Fandalinana,
26 “‘Voaozona izay tsy manaraka an’izay voalazan’ity Lalàna ity, izany hoe tsy mankatò ny Lalàna.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’