Josoa 19:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Araka ny baikon’i Jehovah, dia nomen’izy ireo azy ilay tanàna nangatahiny, izany hoe i Timnata-sera+ izay any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Dia nanorina an’ilay tanàna izy ka nipetraka tao.
50 Araka ny baikon’i Jehovah, dia nomen’izy ireo azy ilay tanàna nangatahiny, izany hoe i Timnata-sera+ izay any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Dia nanorina an’ilay tanàna izy ka nipetraka tao.