18 Rehefa nisy mpitsara notendren’i Jehovah ho azy ireo,+ dia nampian’i Jehovah ilay mpitsara. Namonjy azy ireo tamin’ny fahavalony Izy, tamin’ilay mpitsara mbola velona. Nalahelo mantsy i Jehovah+ rehefa naheno azy ireo nitaraina satria nisy nampijaly.+