Mpitsara 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fanaony ny nipetraka teo ambanin’ny hazo palmie iray, izay teo anelanelan’i Rama+ sy Betela,+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Ary niakatra nankany aminy ny Israelita rehefa te hahafantatra ny didim-pitsaran’Andriamanitra.
5 Fanaony ny nipetraka teo ambanin’ny hazo palmie iray, izay teo anelanelan’i Rama+ sy Betela,+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Ary niakatra nankany aminy ny Israelita rehefa te hahafantatra ny didim-pitsaran’Andriamanitra.