Mpitsara 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nataon’i Jehovah nifanaritaka,+ teo anoloan’ny sabatr’i Baraka, i Sisera sy ny kalesy rehetra fitondrany miady ary ny miaramilany rehetra. Dia nidina niala tamin’ny kalesiny i Sisera tamin’ny farany, ka lasa nandositra. Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 4:15 w15 1/8 14; w98 15/12 12; w90 1/8 17 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:15 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2015, p. 1415/12/1998, p. 11-121/8/1990, p. 17
15 Ary nataon’i Jehovah nifanaritaka,+ teo anoloan’ny sabatr’i Baraka, i Sisera sy ny kalesy rehetra fitondrany miady ary ny miaramilany rehetra. Dia nidina niala tamin’ny kalesiny i Sisera tamin’ny farany, ka lasa nandositra.