Mpitsara 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niteny taminareo koa aho hoe: “Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Aza mivavaka amin’ireo* andriamanitra ivavahan’ny Amorita, izay tompon’ny tany ipetrahanareo.”+ Tsy nankatò ahy* anefa ianareo.’”+
10 Dia niteny taminareo koa aho hoe: “Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Aza mivavaka amin’ireo* andriamanitra ivavahan’ny Amorita, izay tompon’ny tany ipetrahanareo.”+ Tsy nankatò ahy* anefa ianareo.’”+