Mpitsara 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy i Jehovah tamin’i Gideona rehefa alina ny andro: “Alaivo ny vantotr’ombilahin’ny dadanao, dia ilay vantotr’omby faharoa efa fito taona. Arodano koa ny alitaran’i Bala, izay an’ny dadanao, ary tapaho ny tsato-kazo masina* eo akaikiny.+ Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:25 Fandalinana,
25 Hoy i Jehovah tamin’i Gideona rehefa alina ny andro: “Alaivo ny vantotr’ombilahin’ny dadanao, dia ilay vantotr’omby faharoa efa fito taona. Arodano koa ny alitaran’i Bala, izay an’ny dadanao, ary tapaho ny tsato-kazo masina* eo akaikiny.+