Mpitsara 6:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy ny lehilahy tao an-tanàna tamin’i Joasy: “Avoahy atỳ ny zanakao mba hovonoina ho faty, fa izy no nandrodana ny alitaran’i Bala sy nanapaka an’ilay tsato-kazo masina* teo akaikin’ilay izy.”
30 Dia hoy ny lehilahy tao an-tanàna tamin’i Joasy: “Avoahy atỳ ny zanakao mba hovonoina ho faty, fa izy no nandrodana ny alitaran’i Bala sy nanapaka an’ilay tsato-kazo masina* teo akaikin’ilay izy.”