26 Fa izao re, tompoko ô: Raha mbola velona koa i Jehovah ary raha mbola velona koa ianao, dia i Jehovah no nisakana anao+ tsy ho meloka ho nandatsa-dra+ sy tsy hamaly faty. Ho sahala amin’i Nabala anie ny fahavalonao sy izay mitady hanisy ratsy ny tompoko!