2 Samoela 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mankanesa ao amin’ny mpanjaka avy eo, ary izao lazaina aminy.” Dia nolazain’i Joaba taminy* izay teny tokony holazainy.
3 Mankanesa ao amin’ny mpanjaka avy eo, ary izao lazaina aminy.” Dia nolazain’i Joaba taminy* izay teny tokony holazainy.