2 Samoela 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Niteny ilay vehivavy hoe: “Nahoana àry ianao, ry mpanjaka, no nanao zavatra tsy mahasoa ny vahoakan’Andriamanitra hoatr’izany?+ Manameloka anao ny teninao, satria tsy mampody an’ilay zanakao noroahinao+ ianao.
13 Niteny ilay vehivavy hoe: “Nahoana àry ianao, ry mpanjaka, no nanao zavatra tsy mahasoa ny vahoakan’Andriamanitra hoatr’izany?+ Manameloka anao ny teninao, satria tsy mampody an’ilay zanakao noroahinao+ ianao.