2 Samoela 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako+ sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka+Sy toerana fandosirako,+ ary mpamonjy+ ahy. Ianao no mamonjy ahy tsy hiharan’ny herisetra.
3 Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako+ sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka+Sy toerana fandosirako,+ ary mpamonjy+ ahy. Ianao no mamonjy ahy tsy hiharan’ny herisetra.