-
1 Mpanjaka 12:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia hoy ireo tovolahy niara-lehibe taminy: “Niteny taminao ny vahoaka hoe: ‘Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao, fa mba hamaivano kosa izany.’ Dia izao lazaina aminy: ‘Ho lehibe noho ny andilan’ny raiko ny ankikeliko.
-