-
1 Mpanjaka 13:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha vao henon’i Jeroboama Mpanjaka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra, izay niantsoantso nanameloka an’ilay alitara tao Betela, dia nesoriny teo amin’ny alitara ny tanany ka natsotrany nanondro an’ilay lehilahy. Dia hoy izy: “Sambory io!”+ Tonga dia maty* ilay tanany natsotrany nanondro azy, ka tsy azony naforitra intsony.+
-