1 Mpanjaka 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia lasa nandeha ilay mpaminany. Nisy liona nifanena taminy anefa teny an-dalana ka namono azy.+ Dia nivalampatra teo amin’ny lalana ny fatiny, ary nijoro teo akaikiny ilay ampondra. Nijanona teo anilan’ilay faty koa ilay liona.
24 Dia lasa nandeha ilay mpaminany. Nisy liona nifanena taminy anefa teny an-dalana ka namono azy.+ Dia nivalampatra teo amin’ny lalana ny fatiny, ary nijoro teo akaikiny ilay ampondra. Nijanona teo anilan’ilay faty koa ilay liona.