1 Mpanjaka 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nasian’i Jehovah fanahy mamitaka tao am-bavan’ireo mpaminaninao rehetra ireo.+ Nilaza anefa i Jehovah fa hisy loza hanjo anao.”+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:23 Fandalinana, Boky 2,
23 Koa nasian’i Jehovah fanahy mamitaka tao am-bavan’ireo mpaminaninao rehetra ireo.+ Nilaza anefa i Jehovah fa hisy loza hanjo anao.”+