2 Mpanjaka 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo! Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.”+ Dia nitomany be izy.
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo! Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.”+ Dia nitomany be izy.