2 Mpanjaka 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’ny andro fahafiton’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona faha-19 nanjakan’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina ny mpanjakan’i Babylona sady mpanompony.+ 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 25:8 w07 15/3 11 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:8 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2007, p. 11
8 Tamin’ny andro fahafiton’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona faha-19 nanjakan’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina ny mpanjakan’i Babylona sady mpanompony.+