2 Mpanjaka 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nalainy ilay akanjo nanaovan’i Elia, izay latsaka avy teny aminy, ka nokapohiny tamin’iny ilay rano sady niteny izy hoe: “Aiza i Jehovah Andriamanitr’i Elia?” Dia nisaraka roa ilay rano rehefa nokapohiny, ka niampita izy.+ 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:14 w15 15/4 13 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:14 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2015, p. 13
14 Ary nalainy ilay akanjo nanaovan’i Elia, izay latsaka avy teny aminy, ka nokapohiny tamin’iny ilay rano sady niteny izy hoe: “Aiza i Jehovah Andriamanitr’i Elia?” Dia nisaraka roa ilay rano rehefa nokapohiny, ka niampita izy.+