1 Tantara 6:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Rehefa natao ny antsapaka, dia nomena tanàna 12 ny Merarita araka ny fianakaviany avy. Avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolona ireo tanàna ireo.+
63 Rehefa natao ny antsapaka, dia nomena tanàna 12 ny Merarita araka ny fianakaviany avy. Avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolona ireo tanàna ireo.+