1 Tantara 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nidina nankany amin’ny harambato ny 3 tamin’ireo 30 lahy lehiben’ny tafika, ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato tao Adolama.+ Efa nisy Filistinina nitoby teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima tamin’izay.+
15 Nidina nankany amin’ny harambato ny 3 tamin’ireo 30 lahy lehiben’ny tafika, ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato tao Adolama.+ Efa nisy Filistinina nitoby teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima tamin’izay.+