-
1 Tantara 12:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Nitondra sakafo be dia be teo ambony ampondra sy rameva sy ramole ary omby koa ny olona teny akaikin’izy ireo, ary na dia ny avy any amin’ny tanin’i Isakara sy Zebolona ary Naftaly aza. Ireto avy izany: Lafarinina, mofo vita tamin’ny aviavy noporetina sy tamin’ny voaloboka maina, divay, menaka, omby, ary ondry. Faly be mantsy ny Israely.
-