Nehemia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Mba mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay.+ Ary avelao hivaly aminy* ny latsa ataony,+ ka avelao izy ho voaroba sy ho babo any an-tanin’olona.
4 “Mba mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay.+ Ary avelao hivaly aminy* ny latsa ataony,+ ka avelao izy ho voaroba sy ho babo any an-tanin’olona.