9 Ary hoy i Harbona,+ tandapan’ny mpanjaka: “I Hamana koa efa nanomana tsato-kazo hanantonana an’i Mordekay,+ nefa i Mordekay no nanao tatitra nahavonjy ny mpanjaka.+ Ao akaikin’ny tranon’i Hamana ao ilay izy, ary 50 hakiho ny haavony.” Dia hoy ny mpanjaka: “Ahantony eo amin’izany i Hamana.”