-
Joba 28:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Mihady lavaka fitrandrahana lavitra ny fonenan’ny olona izy,
Any amin’ny toerana efa hadinon’ny olona sady tsy misy mpandeha;
Misy olona midina any ary misavilivily amin’ny tady.
-