-
Joba 42:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa makà ombilahy fito sy ondrilahy fito, ka mankanesa any amin’i Joba mpanompoko, ary manolora fanatitra dorana noho ny fahotanareo. Dia hivavaka ho anareo+ i Joba mpanompoko. Hohenoiko tokoa ilay fangatahany* hoe mba tsy hovaliako araka ny hadalanareo ianareo. Tsy nilaza ny marina momba ahy mantsy ianareo, tsy mba hoatran’i Joba mpanompoko.”
-