Salamo 59:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aringano ao anatin’ny hatezerana izy ireo amin’ny farany;+Aringano izy ireo mba tsy hisy intsony;Ataovy fantany fa Andriamanitra no manjaka eo amin’i Jakoba ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+ (Sela)
13 Aringano ao anatin’ny hatezerana izy ireo amin’ny farany;+Aringano izy ireo mba tsy hisy intsony;Ataovy fantany fa Andriamanitra no manjaka eo amin’i Jakoba ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+ (Sela)