Salamo 64:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitady hevitra vaovao hanaovan-dratsy izy ireny,Ary mikononkonona tetika maty paika;+Tsy fantatra mihitsy ny eritreritra ao am-pon’ny tsirairay aminy.
6 Mitady hevitra vaovao hanaovan-dratsy izy ireny,Ary mikononkonona tetika maty paika;+Tsy fantatra mihitsy ny eritreritra ao am-pon’ny tsirairay aminy.