Ohabolana 23:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia hoy ianao: “Nokapohiny aho, nefa tsy naheno naharary.* Noveleziny aho, nefa tsy tadidiko akory. Rahoviana àry aho no hifoha?+ Fa mila misotro indray* aho.” Ohabolana Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 23:35 w10 1/1 6 Ohabolana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:35 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2010, p. 6
35 Dia hoy ianao: “Nokapohiny aho, nefa tsy naheno naharary.* Noveleziny aho, nefa tsy tadidiko akory. Rahoviana àry aho no hifoha?+ Fa mila misotro indray* aho.”